| Entrée | mora | |
| Partie du discours | adjectif ou adverbe | |
| Tsy sarotra atao: Mora adika io lahateny io ~ Mora ny maniny fa sarotra ny manao Kely vidy, tsy lafo: Mora ny vary rehefa fararano Malemy fanahy, malemy paika, rainazy: Tsy hahita olona mora be ohatra azy ianao Miadana: Mandehana mora fa ratsy ny lalana (matetika ny verindroa moramora no ampiasaina amin' io hevitra io) Amin-kalemem-panahy, tsy mitratreva: Alaina mora no fakana ny ankizy, indrindra rehefa ilay sakasakan-jaza iny izy Malaky: Mora tezitra, mora misafoaka ny mpampianatra anay [1.1] | ||
| Easy; slow; cheap Easily [1.7] | ||
| Facile; bon marché [1.8, 1.13] | ||
| Lent Facilement [1.8] | ||
| Exemples | Ny fiainana tsy vita mora rahateo:
[2.470] | |
| Mis à jour le 2023/05/18 |
|