| Entrée | sarobidy | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | sarotra, vidy | |
| Zava-dafo sy be vidy, lafo tsy ahitana betsaka, ambony vidy, tsy fahita matetika: Metaly sarobidy ny volamena Lehibe, mamy indrindra: Sarobidy amiko ny fifankatiavantsika [1.1] | ||
| [ saro-bidy ] Cher, précieux [1.3] | ||
| Exemples | Sarobidy loatra izany, ka amin' izay nahazo ny tahon' afokasoka iray dia novakiana roa tamin' ny paingotra dantelina mba hisy indroa mandrehitra.
[2.472] | |
| Autres orthographes | saro-bidy | |
| Mis à jour le 2023/05/18 |
|