Entrée | vidy | |
Partie du discours | nom | |
Takalon-javatra ara-bola: Efa nomen' i Naivo ve ny vidin' ny bokinao tany aminy? Valiny, setriny: Io trano io izao no mba vidinkasasarako hatramin' izay Lanja: Tsy hay tombanana ny vidin' ny hatsaram-panahy na dia mbola eto an-tany aza [1.1] | ||
Price, value [1.7] | ||
Prix [1.3, 1.8, 1.13, 1.5] | ||
Valeur [1.3, 1.5] | ||
Vocabulaire | ||
Exemples | Ataony vidy mora na takalozany tany tsizarizary ilay izy.
[2.472] | |
Analogues | vanga | |
Mis à jour le 2023/05/18 |
![]() |