Entrée | lafika | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | [Bezanozano] Farafara, fandriana [1.78] | ||||
Izay rehetra atao ao ambanin' ny tsihy andriana, tahaka ny bozaka izany: Soloy ny lafik' itỳ fandriana itỳ fa efa fisaka loatra Izay rehetra atao fanambanin-javatra mba tsy hahamafy ny fiasana na ny fipetrahana eo amboniny: Asio lafika kely eto hanoratako Fisotro sotroina alohan' ny sakafo, na koa zavatra tsakitsaky hanina alohan' ny handraisana zava-pisotro Zezika atao amin' ny tanimboly alohan' ny hamafazana ny voa na hambolena ny zavamaniry [1.1] | |||||
Bozaka na mololo fandrian'ny biby [1.13] | |||||
Explications en anglais | Anything put under, as a mat or mattress [1.7] | ||||
Explications en français | Ce qu'on met dessous, comme une natte ou un matelas [1.8] | ||||
Litière, natte [1.13] | |||||
Litière, tout ce qu'on met sous la natte pour rendre la couche plus molle. Par extension : paillasse ou matelas lorsqu'on utilise un lit, on précise alors lafi-pandriana [1.196] | |||||
Exemples |
| ||||
Dérivés |
| ||||
Entrée | lafika | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en français | (du malais: lapik). [Betsimisaraka] Nom des Arecaceae fournissant des crins végétaux particulièrement appréciés comme litière, principalement Chrysalidocarpus fibrosus Jum. (Arecaceae) | ||||
Vocabulaire | Botanique | ||||
Nom scientifique | Chrysalidocarpus fibrosus | ||||
Mis à jour le 2023/04/12 |
![]() |