| Entrée |
milafika
(lafika)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Misy lafika: Tsy afaka manoratra aho raha tsy milafika ny taratasy Milozoka, mikezaka: Milafika amin' ny fianarana Rakoto
Mijanona ela, mitoetra ela: Nilafika tao aminay nandritra ny iray volana io olona io [1.1]
|
| | To have a mat under; to stay on in someone's house [1.7]
|
| | Avoir une natte, dessous; rester longtemps chez les gens [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Trano zozoro milafika tsihy madinika no nitoerana.
[2.113]
|
| 2 | Hitantsika amin' ny taratasy anefa, fa efa milafika eto an-tanàna ireo fahavalo;
[2.587]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
milafika |
| Passé : |
nilafika |
| Futur : |
hilafika |
| Impératif : |
milafiha |
|
|