| Entrée |
hira
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Taisaka]
Lalao, kilalao, hehy [1.78]
|
| | Fitohitohizam-peo misy miakatra sy midina, mafy sy malemy, namboarina mba hilaz ana fihetseham-po; feo mirindra mahafinaritra: Mahahontsa izay hira izay Tononkalo: Enga anie ny hirako hanony izay tomany (Ny Avana) Hirahira: Hira andaniana andro.
(Misy hevitra ifandraisany: feon-kira,
tonon-kira,
feo voalohany,
saikiny,
fasiny,
tonera,
torebiny,
beso)
|
| | A song; music; play [1.7]
|
| | Chant [1.3, 1.8]
|
| | Airs, musique vocale Action de s'amuser avec des objets [1.3]
|
| | Musique; jeux [1.8]
|
| Vocabulaire |
| Exemples |
| 1 | Hira inona no nohiraintsika?
[2.270]
|
| 2 | Voatery naverina intelo ilay hira.
[2.356]
|
| 3 | Nony vita ny hira, gaga aho mbola velona ihany.
[2.4]
|
|
| Morphologie |
| Simple : |
hira,
hirako,
hiranao,
hirany,
hirantsika,
hiranay,
hiranareo,
hiran',
hiran-,
hiram- |
| Préfixée : |
-kira,
-kirako,
-kiranao,
-kirany,
-kirantsika,
-kiranay,
-kiranareo,
-kiran',
-kiran-,
-kiram- |
|
| Dérivés |
|
| Entrée |
hira
|
| Partie du discours | nom
|
/m:hyperonym>
| | [Bara]
Anaran-gidro [1.78]
|
| | Ring-tailed lemur (Lemur catta) [2.233]
|
| | Maki, maki mococo, maque (Lemur catta) [2.233]
|
| Vocabulaire |
| Nom scientifique | Lemur catta |
| Synonymes | |
| Tableaux et planches |
|
| Illustrations |
|
|
| Entrée |
Hira
|
| Partie du discours | nom propre (biblique)
|
| | Lehilahy avy tany Adolama, ary sakaizan'i Joda. Izy no nampitondrain' i Joda ny zanak' osy ho an' i Tamara [1.38]
|
| | Hirah [2.996]
|
| | Hira [2.996]
|
| Vocabulaire |
|
| Entrée |
Hirà
|
| Partie du discours | nom propre (biblique)
|
| | Zanak' i Aksesa
[2.996]
|
| | Ira [2.996]
|
| | Ira [2.996]
|
| Vocabulaire |
| Autres orthographes |
|