| Entrée |
vazo
|
| Partie du discours | nom
|
| | Vehivavy sakaizan' ny lehilahy iray ivelan'ny tokantranony. -- Indraindray
anefa, na ny lehilahy sakaizam-behivavy koa aza dia atao hoe vazo araka ilay fitenenana hoe:
"Tsy manam-bazo afa-tsy Rainisambainy" [1.1]
|
| | Femme entretenue, maîtresse [1.3]
|
| Vocabulaire |
| Exemples | tsy vazo tsy tiako hianao ka hofohaziko manga-bodi-lanitra?
[2.131]
|
|
| Entrée |
vazo
|
| Partie du discours | nom
|
| | Kalom-pitiavana ahatsiarovana olon-tiana; kalon' olo-manina [1.1]
|
| | Chanson, romance, chansonnette, complainte [1.3]
|
|