| Entrée |
Atoa
|
| Partie du discours | nom (abréviation)
|
| | Fanafohezan' ny hoe Andriamatoa
[3.1]
|
| | "Mr." (Mister) : abbreviation of Andriamatoa
[3.1]
|
| | "M." (Monsieur) : abréviation de Andriamatoa
[3.1]
|
| Vocabulaire |
| Exemples |
| 1 | Ary dia tsy lany solombavambahoaka moa Atoa Ravelojaona.
[2.356]
|
| 2 | Tia tanindrazana sy mpanompon' ny Firenena Atoa Randriamamonjy F.
[2.508]
|
|
| Antonymes |
|
| Entrée |
atoa
|
| Partie du discours | nom
|
| | Antsa na hira miaraka amin' ny lamako, fanindrahindrana sy fanasohasoana ny mpanjaka, na fanao amin' ny fanandratana ny sampy taloha [1.1]
|
| | A song sung in honour of the sovereign, the idols, or at the time of circumcision. [1.2]
|
| Vocabulaire |
| Dérivés |
|
| Entrée |
atoa
|
| Partie du discours | adverbe
|
| | [Taisaka]
Etsy [1.78]
|
| | [Taisaka]
Là (près) [1.82]
|
| Synonymes | |
|