| Entrée | fasitara | |
| Partie du discours | nom | |
| Lainga sy habobo entina hamitahana na handokadokafana: Olona be fasitara koa Rangahy iny! [1.1] | ||
| Baliverne [1.54] | ||
| Analogues | angano ~ anjabobo ~ anoano ~ arira ~ habobo ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty ~ taria | |
| Mis à jour le 2009/06/15 |
|