Entrée | arira | |
Partie du discours | nom | |
Karazan' angano azo heverina ho nisy fototra marina tany am-boalohany fa efa niova be ihany ka tsy azo inoana araka ny tarehy isehoany ankehitriny (ohatra Ibotity dia arira, fa Rapiso sy Ravoalavo dia angano). [1.1] | ||
A legend, a fable [1.2, 1.7] | ||
Histoire amusante [1.54] | ||
Conte, histoire amusante [1.8] | ||
Vocabulaire | ||
Dérivés |
| |
Analogues | angano ~ anjabobo ~ anoano ~ fasitara ~ habobo ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty ~ taria | |
Citations | Textes citant arira | |
Mis à jour le 2014/10/01 |
![]() |