| Entrée |
fara
|
| Partie du discours | nom ou adjectif
|
| | Taranaka, dimby, solofo (tsy fampiasa irery afa-tsy amin' ny hoe "Arahaba nomen' Andriamanitra ny fara, mahazo fara". Fa matetika dia miaraka amin' ny teny hoe "dimby": Hoderain' ny fara aman-dimby ny olona nahavita soa toa azy (ampiasaina atao eo alohan' ny anarana). Amin' ny fotoana na amin' ny laharana aoriana indrindra: Nanao fara jery ny zanany izy dia lasa Amin' ny laharana ambony indrindra: Tonga amin' ny fara voninahitra izy (tsara homarihina fa mitovy amin' ny hoe "farany" ihany ny hoe "fara", saingy ny "fara", atao alohan' ny anarana, ny "farany" kosa eo aoriana: farajery, fijerena farany [1.1]
|
| | The last; offspring, children, an heir, succession, progeny. [Ar. fark, pulus (=furar). Comp. the Heb. par, a calf, a young bull; Germ. farr; also the Heb. bar, son, and the whole group of words from the same root (as parah=barah; Sansk. bhri (Zend. bara); Gr. phero; Lat. fero=Eng. bear, etc.] [1.2]
|
| | The last; the supreme; a descendant, a child [1.7]
|
| | Final, dernier, suprême [1.3]
|
| | [Taisaka]
Fin [1.82]
|
| | Dernier-né [1.54]
|
| | Le dernier; descendant, descendance; cf. farana [1.8]
|
| Vocabulaire |
| Dérivés |
| Analogues |
farana |
|
| Entrée |
fara
|
| Partie du discours | nom
|
| | Fepetra ifanarahana mialoha amin' ny fifanekena ifanaovana, [1.1]
|
| | ( farafara plus usité)
les stipulations, les obligations, les conditions préalables
d'un pacte, d'un contrat, les préliminaires d'un traité
[1.3]
|
| Dérivés |
| Synonymes | |
|
| Entrée |
fara
|
| Partie du discours | Non spécifié
|
| | [1.2]
|
| Dérivés |
|
| Entrée |
fara
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Taimoro]
Fijinjana vary, fararano [1.78]
|
|
| Entrée |
fara
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Taimoro]
Ampinga, aro [1.78]
|
| | [Taisaka]
Ampinga [1.78]
|
| | [Taisaka]
Bouclier [1.82]
|
| Vocabulaire |
|
| Entrée |
fara
|
| Partie du discours | nom
|
| | Tilikambo avo misy fanala mirehitra amin' ny alina manondro ny lalana tokony halehan' ny sambo na ny fiaramanidina [1.1]
|
| Origine | Explications en français: phare.
|
|
| Entrée |
fara
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Mahafaly]
(mis pour mangidifara : nom des plantes dont on ne perçoit l'amertume qu'au bout d'un certain temps) Polygala greveana Baill. (Polygalaceae). Racine riche en saponine.
[1.196]
|
| Vocabulaire |
| Nom scientifique | Polygala greveana |
|
| Entrée |
Farà
|
| Partie du discours | nom propre (biblique)
|
| | Phurah [2.996]
|
| | Pura [2.996]
|
| Vocabulaire |
| Synonymes | |
|