|
|
|
|

Entrée miafara (fara)
Partie du discours verbe actif
 Enti-milaza zavatra iray izay ny farany: Miafara amin' ny h ny hoe Rajonah
Mipaka, mihatra: Miafara any an-dranomasina daholo ny renirano rehetra ~ Tandremo sao miafara aminao ny fiampangana [1.1]
 To be last, to be at the end. [1.2]
 To terminate; to end up in a certain way [1.7]
 Se terminer, finir, finir d'une certaine façon [1.8]
Exemples 
1raha tsy miafara ho jamba izy ireny, dia katraotraofin' ny aretina mandra-pahafatiny. [2.470]
2Niherika Railovy, ka nahatazana azy nidina moramora nanaraka ny vatan-kazo sady nanainga ny rambony miafara amin' ny lefona feno poizina mahatsiravina. [2.5]
Morphologie 
Présent : miafara
Passé : niafara
Futur : hiafara
Impératif : miafarà

Entrée miafarà (fara)
Partie du discours impératif du verbe actif miafara [Liste complète]
  [1.1]
  [1.3]

Mis à jour le 2023/01/20