Entrée | elanelana (elana) | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Explications en malgache | Ny afovoany: Ny fanondroadala dia eo anelanelan' ny fanondro sy ny monarapoana Ny tsy itoviana: Ny elanelan' ny 9 sy ny 4 dia 5 Halaviran-toerana mampisaraka zavatra na tanàna anankiroa Be elanelana loatra ireto andry ireto: Ohatrinona ny elanelan' Antananarivo sy Ambohimanga? Ny eo afovoan' ny roa tonta ka tsy momba ny atsy na iroa: Aoka fa ianao no ho elanelan' ny adinay [1.1] | ||||||
Explications en anglais | The time or place between; a go-between [1.7] | ||||||
Explications en français | Intervalle de temps ou d'espace [1.8] | ||||||
Exemples |
| ||||||
Morphologie |
| ||||||
Dérivés |
| ||||||
Synonymes | elakelaka | ||||||
Mis à jour le 2023/06/15 |
![]() |