Entrée | alanalana | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Tsy fombana ny atsy na ny aroa, tsy fifandraisana na amin' ny an-kilany na amin' ny andaniny Fiolonolonana, tsy firaisana amin' ny maro fa fihatakatahana mitokantokana irery [1.1] | ||
Explications en anglais | The waiting unenquired of, as in a trial when one party does not appear to vindicate his cause. [1.2] | ||
Morphologie |
| ||
Dérivés |
| ||
Synonymes | halangalana | ||
Mis à jour le 2013/09/11 |
![]() |