| Entrée |
mpanelanelana
(elanelana (elana))
|
| Partie du discours | nom
|
| | Olona alaina hitsara ady na hampifanaraka olona roa miady; atao koa hoe elanelampanahy: Mifidy olona ho mpanelanelana Olona alaina mba hampifandray ny tena amin' olon-kafa raha misy zavatra angatahina amin' ity faharoa;mpanalalana: Ny Razana ve no mpanelanelana antsika amin' Andriananahary [1.1]
|
| | Intermédiaire; médium [1.13]
|
| Exemples |
| 1 | Honneger no mpanelanelana nahefa tamin' izany.
[2.356]
|
| 2 | Ary raha ain' olona no hotsaraina, dia atao avo sasaka ny mpanelanelana.
[1.123]
|
|
|
| Entrée |
mpanelanelana
(elanelana (elana))
|
| Partie du discours | nom
|
| | Singa hazo na vy anambarana na anamafisanâ zavatra roa na maromaro [1.13]
|
| | Entretoise [1.13]
|
| Vocabulaire |
|
| Entrée |
mpanelanelana
(elanelana (elana))
|
| Partie du discours | nom
|
| | Ana mitondra vovobony [1.13]
|
| | Agent pollinisateur [1.13]
|
| Vocabulaire |
| Synonymes | |
|