|
|
|
|

Entrée angatra
Partie du discours nom
 Tsy fanaovana araka ny rariny fa manome tombony na hitsiny ny hafa tsy tokony homena, na tsy manome izay tokony homena; fizarana tsy marina; fitanilana ka misy tombo sy hala, misy omena be misy omena kely. (Tsy fampiasa amin' izao fa miaraka amin' ny tsy mandrakariva: Tsy angatra fa mahay kosa aloha ny zana-dRasoa e!) [1.1]
 Partiality [1.2, 1.7]
 Unfair dealing, unfair judgement
Also false praise, flattery. [1.2]
 Unfairness [1.7]
 Partialité, préférences [1.8]
Dérivés 

Entrée angatra
Partie du discours nom
  [Betsimisaraka] Lolo, avelo, fanahy [1.78]
  [Tanala] Matoatoa na lolo [1.78]
 Fisehoan' ny fanahin' ny olona maty -- na biby koa aza -- izay mihelohelo manodidina ny velona ary mety ho hitan' ny velona mihitsy aza, indrindra amin' ny tarehin' ny afo [1.1]
  [Merina] Ambiroa [2.165]
 Spirit, ghost, demon. [1.2]
 A ghost [1.7]
 Fantôme [1.8]
Vocabulaire 
Dérivés 
Analogues  lolo ~ matoatoa
Citations 

Entrée angatra
Partie du discours nom
 Aretin' ny fantson' ny lalandrano amin' ny tenan' ny olombelona, izay vokatry ny mikraoba iray azo avy amin' ny fahalotoam-pitondran-tena [1.1]
 Karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [1.13]
 Gonorrhea, dyschuria; occasional pain in micturation. [1.2]
 Gonorrhea [1.7]
 Blennorragie [1.8, 1.54, 1.13]
Vocabulaire 
Analogues  akohofotsy ~ ambaniana ~ famehy ~ farasisa ~ fiandry ~ fifia ~ vania

Entrée angatra
Partie du discours adjectif
  [Taimoro] maivana [1.78]
Synonymes miangatra

Mis à jour le 2023/08/15