| Entrée |
lolo
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Bara]
Fasana [1.78]
|
| | [Masikoro]
Fasana [2.606]
|
|
| Entrée |
lolo
|
| Partie du discours | nom
|
| | Araka ny finoan' ny Ntaolo: fanahin' ny olona maty mihelohelo manodidina ny velona toy ny angatra na ny matoatoa, saingy amin' ny tarehi-na lolo ary mazàna manambara zavatra na mahatonga harary [1.1]
|
| | [Bara]
An-dolo [1.78]
|
| | A ghost [1.7]
|
| | Spectre, revenant (fantôme) [1.8]
|
| Vocabulaire |
| Analogues |
angatra ~
matoatoa |
| Citations |
|
| Entrée |
lolo
|
| Partie du discours | nom
|
| | Aretinkibo mahavoa tampoka [1.1]
|
| Vocabulaire |
|
| Entrée |
lolo
(lo)
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | [duplicatif diminutif] [1.3]
|
|
| Entrée |
lolo
|
| Partie du discours | nom
|
| | Anarana ilazana amin' ny ankapobeny irao bibikely misy elatra efatra maro karazana rakotra elakelaka manify mandraraka vovobovoka ary voaravaka loko mamirapiratra [1.1]
|
| | Lolobe, lay [1.13]
|
| | A butterfly [1.7]
|
| | Papillon [1.8, 1.13]
|
| Vocabulaire |
| Exemples | Ny renintantely sy ny lolo
[2.332]
|
|