| Entrée | matoatoa | |
| Partie du discours | nom | |
| Fanahin' olona maty izay misehoseho amin' ny velona satria tsy vita mby antsoalany ny fandevenana azy [1.1] | ||
| A ghost [1.7] | ||
| Fantôme, revenant [1.3, 1.8] | ||
| Spectre [1.8] | ||
| Vocabulaire | ||
| Exemples | Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka.
[2.5] | |
| Article | Randzavola: matoatoa ao amin' ny Baiboly | |
| Mis à jour le 2022/07/30 |
|