Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : voatondro | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Mpivaro-tantely : nilela-tanana, mpandrafitra : | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Tsara tarehy petaka orona ka voatondro iray no tsy | ||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Zavatra kely matetika dia ampy hanimba zavatra iray izay mety ho tsara amin' ny ankapobeny. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 3 | Tsy mahaleo ny mangidy voatondro, dia tsy hahazo ny mamy irain-jehy. [2.415 #2755] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Il faut savoir supporter un doigt d' amertume pour gagner un empan de douceur. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | On n'a rien sans peine. [2.415 #2917] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 4 | Vehivavy tsara tarehy petaka orona : voantondro iray monja no tsininy. [2.415 #1794, 2.653 #3656]
Vehivavy tsara tarehy petaka orona, voantondro iray no tsininy. [2.415 #1601] Vehivavy tsara tarehy petaka orona: voatondro iray monja no tsininy. [2.165 #1298] Vehivavy tsara tarehy Zazavavy soa petaka orona: voantondro iray no tsininy. [2.415 #1601, 2.653 #3785] Zazavavy tsara voavitsy | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Femme jolie mais qui a le nez camus : il ne s' en faut que d' un travers de doigt pour qu'elle soit parfaite. [2.415 #1794]
Jeune fille agréable ou femme au joli visage avec le nez camus : il ne s' en faut que d' un travers de doigt pour quelle soit parfaite. [2.415 #1601] Une belle femme avec un nez écrasé: elle n' a qu' un tout petit défaut. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Bien difficilement tout est parfait ; ce proverbe se disait des choses qui n' avaient qu' un léger défaut. [2.415 #1601] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||