|
|
|
|

Entrée1  irainjehy
Mots élémentaires  2  iray, 3  zehy
Partie du discours  4  nom
Explications en anglais  5  one span, about 20 cm [3.1]
Explications en français  6  un empan, environ 20 cm [3.1]
Exemples  7  Koa raha hatao indray miseho daholo ireo fandrefesana miankina amin' ny zehy, dia toy izao araka ny filaharany:
ampandraofana antsasa-jehy na voatondro 6
zehy irainjehy 12
ampanjatoaria na ampiravahana irainjehy sy sasany na voatondro 18
hakiho roanjehy 24
hamaton-tsandry roanjehy sy sasany 30
tovo-tsandry : telonjehy 36
ampamelomantokana : telonjehy sy sasany 42
mamakitratra : efajehy 48
ampamelomandroa : efajehy sy sasany 54
manindao : diminjehy 60
[2.436#126]
Vocabulaire  8  Espace

Mis à jour le 2025/09/12