Index

Proverbes : tody

Proverbe Aza homehy lavo, fa ny tody tsy misy, fa ny atao no miverina. [Houlder 1895 #1718, Veyrières 1913 #2690, Cousins 1871 #387]
Aza homehy lavo : ny tody tsy misy, fa ny atao no miverina. [Nicol 1935 #10]
Traduction française Ne riez pas d’une chute : à défaut de représailles, il vous arrivera la même aventure. [Nicol 1935 #10]
Ne vous moquez pas de celui qui tombe, car même s' il ne se venge pas, Dieu le vengera et le mal que vous aurez fait, retombera sur vous. [Veyrières 1913 #2690]
Ne vous moquez pas de quelqu' un qui est tombé: il n' y a pas de vengeance (force occulte), mais ce qu' on fait retombe sur vous. [Houlder 1895]
Interprétation française Et si vous tombez, ce qui peut vous arriver à vous aussi, on se moquera aussi de vous. [Houlder 1895]

Proverbe Ny tody misy, ny atao koa miverin-drahateo. [Veyrières 1913 #46]
Traduction française On est puni par où on a péché. [Veyrières 1913 #2704]

Proverbe Ny tsiny azo sorohina, fa ny tody tsy misy fanafana. [Rajemisa 1985]
Ny tsiny no azo alana fa ny tody tsy misy fanafana. [Rinara 1974 #215]
Interprétation malgache Enti-milaza fa ny tsiny dia azo alana raha mis-la tsiny ianao, fa ny tody kosa tsy maintsy mihatra satria, noho ny mahavalin' ny ratsy natao azy, dia tsy azo sakanana izy, toy ny ako tsy maintsy mamerina ny feo. [Rajemisa 1985]

Index