Entrée sambo
Partie du discours nom
Définition malgache Karazana lakana makadiry ohatra ny trano, natao hamakivakiana ny ranomasim-be. Karazan-tsambo: sambo lay, sambo mpiady, sambo setroka na sambo sitimo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a ship, a large boat [Hallanger 1973]
Définition française bateau, navire, vaisseau [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Morphologie 
sambo
samboko
sambonao
sambony
sambontsika
sambonay
sambonareo
sambon'
sambon-
sambom-
-tsambo
-tsamboko
-tsambonao
-tsambony
-tsambontsika
-tsambonay
-tsambonareo
-tsambon'
-tsambon-
-tsambom-
Exemples Tsy namaly aho fa ny sambo no nihetsika mafy. [Andriamalala: Ranomasina, page 69]
Citations 
Articles 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot sambo (1): Tsarasambo
Illustrations 

2017/06/29