|
|
|
|

Index

Proverbes : sampon-javatra

Proverbe 1Kamboty mivady : ny lahy tsy mamely totohondry, ary ny vavy kosa tsy mandrangotra. [2.415 #1028]
Kamboty mivady : ny lahy tsy mamely totohondry, ny vavy, tsy mandrangotra. [2.558 #1602, 2.653 #1227]
Mivady samy kamboty : ny lahy tsy lozabe, ary ny vavy tsy mitady sampon-javatra. [2.415 #1036, 2.653 #1915]
Mivady samy kamboty, ny lahy tsy lozabe, ny vavy tsy be sampon-kanina. [2.558 #2513]
Traduction françaiseDeux orphelins qui se marient : l' homme ne frappe pas sa femme à coups de poing et la femme ne riposte pas par des égratignures. [2.415 #1028]
Deux orphelins qui se marient : l'homme n' est pas méchant et la femme n' est pas insupportable. [2.415 #1036]
Interprétation françaiseEntre malheureux, il faut s'entendre.,. [2.415 #1028]
Les malheureux doivent s'entraider. [2.415 #1036]

Index