|
|
|
|

Index

Proverbes : Ralaikamo

Proverbe 1Tanimbarin-dRalaikamo : rano fotsy mangeniheny, tsiparifary mandifotra olona. [2.415 #3975]
Tanimbarin' ilay kamo, ka rano fotsy mangeniheny. [2.415 #3974]
Tanimbarin’ ilay kamo : rano fotsy, mangeningenina ; harefo, mahadifotra olona. [2.653 #3010]
Tanimbarin' ilay kamo: rano fotsy mangeningenina; harefo mandifotra olona. [2.165]
Tanimbarin' ilay kamo : rano fotsy no mangeniheny, vohitr' ilay malaina : fandrodahy am-baravarana ihany. [2.558 #261]
Traduction françaiseLa rizière d' un paresseux: elle est couverte d' eau stagnante, et de joncs plus hauts qu' un homme. [2.165]
Visitez la rizière du paresseux : c' est un marécage. [2.415 #3974]
Visitez la rizière du paresseux : elle est devenue un marais et les joncs ont la hauteur d' un homme. [2.415 #3975]

Index