Index

Proverbes : mivalan-drano

Proverbe 1Aza mandeha tsy voizina, toy ny lakana mivalan-drano. [2.165 #1205]
Mandeha tsy voizina hoatry ny lakan-jejo. [2.415 #4047]
Mandeha tsy voizina toa lakan-jila. [1.1 #523]
Mandeha tsy voizina toa lakan-jejo. [2.558 #2061]
Mandeha tsy voizina toy ny lakan-jejo. [2.974 #160]
Misosa tsy voizina hoatry ny lakan-jejo. [2.415 #4047]
Tsy mety raha mandeha tsy voizina toa lakan-jejo, na manendry tena toy ny amboa hiantsena. [2.558 #4630]
Tsy mety raha mandeha tsy voizina, toy ny lakana mivalan-drano. [2.653 #3450]
Interprétation malgacheEnti-milaza olona misosososo miditra na manao zavatra nefa tsy ampandrosoina na asaina manao ilay zavatra akory. [1.1]
Traduction françaiseFiler avant même qu’on rame, comme une pirogue instable. [2.974 #160]
N' allez pas sans être envoyé (litt, sans qu' on vous fasse avancer en ramant), comme un canot allant à la dérive. [2.165]
S' introduire sans être invité et s' avancer de soi-même comme une pirogue légère qui s' en va sans qu' on rame. [2.415 #4047]
Interprétation françaiseN' agissez pas de votre propre chef. [2.165]

Proverbe 2Harena avalan-drano sahala amin' ny vola amidy savony. [2.558 #1278]
Harena mivalan-drano, tahaka ny vola amidy savony. [2.653 #1035, 2.974 #246]
Harena mivalan-drano, tahaky ny vola amidy savony. [2.415 #2364]
Traduction françaiseArgent jeté à l' eau, c' est comme l' argent qui sert à acheter le savon. [2.415 #2364]
Richesse jetée à l’eau, comme l’argent donné pour acheter du savon. [2.974 #246]

Index