Entrée vola
Partie du discours nom
Définition malgache Metaly sarobidy, izay fotsy mamirapiratra, anaovana vola sy firavaka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise silver [Hallanger 1973]
Définition française argent [Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulaire 
Synonymes volafotsy
Analogues  Ag ~ firaketan'i Mendeleiev
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot vola (13)
Ambalavola
Ambatovola
Ambohibola
  Ambohimanambola
Amparafaravola
Amparafaravolakely
  Andranovola
Androrangavola
Anosivola
  Ivola
Sahavola
Vohibola
  Volazato

Entrée vola
Partie du discours nom
Définition malgache Taratasy na metaly misy sary ary voamarika, ataon' ny fanjakan' ny tany tsirairay avy, ka manan-kery amin' io tany io hahazoana mividy zavatra: Tsy azo vidim-bola aman-karena izahy [Rajemisa 1985]
 drala [SLP 1986]
Définition anglaise money in general [Hallanger 1973]
Définition française argent; monnaie [Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Articles 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot vola (0)

Entrée vola
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] volana mpanazava alina [Rakotosaona 1972]

2017/06/29