|
|
|
|

Entrée1  volaina
Radical  2 vola
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Amidy mba ho tonga vola:
5 Milaza tsy manam-bola ianao, nefa manan-trano; raha izaho ianao, volaiko ilay trano [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Anagrammes  10 avalony, 11 avilano, 12 lanivoa, 13 lavanio, 14 loviana, 15 ovinala, 16 valoina, 17 volaina

Mis à jour le 2025/11/13