|
|
|
|

Index

Proverbes : mitsongo

Proverbe 1Manary andro toy ny lehilahy mitsongo anana. [1.1]
Mandany andro ohatra ny lehilahy mitsongo anana. [1.1]
Interprétation malgacheEnti-milaza olona manao zavatra tsy fanaony ka very andro fotsiny. [1.1]
Ny fanaovan-draharaha tsy mahazatra dia toy ny fanariana andro noho ny tena tsy mahay ka very fotoana azon' ny fikaviaviana. [1.1]

Proverbe 2Mpiantsena mitsongo anana an-dalana : ny any an-tsaha aza hidinana, ka ny efa hita maso indray ve no havela ? [2.558]

Proverbe 3Natao rapa-dango ny anana an-toriny, ka nitsongo anana an-kady no niafarana! [2.558 #178]

Index