Index

Proverbes : misavily

Proverbe 1Manao azy ho akan' ny alina ka mitsipy sandry maizim-bolana. [2.558 #1986]
Manao azy ho akan’ ny dia, ka mitsipy sandry maizim-bolana. [2.653 #1529]
Manao ho akan' ny alina, ka misavily sandry maizim-bolana. [2.165 #50]
Traduction françaisePrétendre y avoir la nuit, puis aller danser dans les ténèbres (.... et se blesser). [2.165]

Proverbe 2Ny hofak' ondry no soa misavily, fa ny teny tsy mba soa misavily. [2.165]
Traduction françaiseLa queue des moutons est bonne à être balancée, mais non les paroles (disputes). [2.165]
Interprétation françaiseIl vaudrait mieux quelles soient en repos;. [2.165]

Proverbe 3Varidimiventy namidy trafonokena. [1.1]
Varidimiventy namidy vozon-kena. [1.1]
Varidimiventy namidy vozon-kena : kely ihany fa misavily any am-bozony. [2.558 #4861]
Varidimiventy namidy vozon-kena: kely ihany fa misavily any an-katony. [2.165 #1365, 2.653]
Interprétation malgacheKely ihany fa misavily any an-katony; kely ihany fa lasana ambony: ilazana zavatra kely jerena toa tsy inona, nefa nahazoana na nahavitana zava-dehibe. [1.1]
Traduction françaisePour un sou de viande du cou: ce n' est qu' un petit morceau, mais il se balance sur la nuque (du bœuf, quand il est vivant). [2.165]
Interprétation françaiseCe morceau occupe une position proéminente. [2.165]

Index