Entrée maizim-bolana (aizina, volana)
Partie du discours expression
Définition malgache fotoana tsy ahitana ny volana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the dark of the moon [Hallanger 1973]
Définition française le temps où la lune est invisible [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Exemples 
1Kintana an-tapitrisany maro amin'ny haizim-bolana no nampitraka kely ny lohany ka toa nahitany fanantenana manjavozavo [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2Indray takariva maizim-bolana, nisy olona nisakana sy namely azy [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Citations 

2011/06/03