Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : mialin-koririka | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Tsy satry ny mialin-koririka, fa ny vary hatao no tsy misy. [2.415 #4637]
Tsy satry ny mialin-koririka, fa ny vary hatokona no tsy misy. [2.558 #309] Tsy satry no mialin-koririka, fa ny vary hatao no tsy misy. [2.653 #3575] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Ce n' est pas par un libre choix qu' on se couche sur un souper de feuilles d' arum, mais c' est que le riz à faire cuire manque. [2.415 #4637] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | On fait ce qu'on peut. [2.415 #4637] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||