Index

Proverbes : mandrairay

Proverbe Ny trosa tahaka ny lay, izay zatra mandrairay azy no ataony fotsy maso. [Rinara 1974 #3333]

Proverbe Tsy mangalatra, fa mandrairay. [Houlder 1895 #1062, Rinara 1974 #292, Cousins 1871 #3379]
Traduction française Pas voler, mais prendre un peu. [Houlder 1895 #1062]

Index