|
|
|
|

Index

Proverbes : manavandra

Proverbe 1Andevolahy diso fanam-bomanga, ka misy irain-jehy ny tendany sy manavandra ny taimasony. [2.415 #534]
Andevolahy diso fanambomanga: manavandra ny taimasony. [2.653 #174]
Andevolahy tsy mahatratra fanam-bomanga, ka misy irain-jehy ny tendany sy manavandra ny taimasony. [2.415 #534]
Andevolahy tsy nahatratra fanam-bomanga, ka misy irain-jehy ny tendany. [2.653 #197]
Traduction françaiseEsclave qui manque la distribution des patates : son gosier est long d' un empan et les chassies de ses yeux tombent comme la grêle. [2.415 #534]
Interprétation françaiseSe disait des gens en retard et désappointés. [2.415 #534]

Index