Entrée tenda
Partie du discours nom
Définition malgache Faritra amin' ny tenan' ny olombelona sy ny biby mampitohy ny vatana amin' ny loha ary idinan' ny sakafo avy eo am-bava: Misambotra ganagana amin' ny tendony: Marary tenda izy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the throat [Hallanger 1973]
Définition française la gorge [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée tenda
Partie du discours adjectif
Définition malgache Sarotra an-kanina: Ity koa dia efa tenda izaitsizy. Jereo tendana [Rajemisa 1985]

2018/07/20