Index |
|
|
|
Proverbes : mahamafy
|
|
|
Proverbe 1 | Tsy mahamafy fonosana Asabotsy kely. [2.653 #3366]
|
|
|
Proverbe 2 | Tsy mahamafy fonosana ohatra ny zavatra maharatsiana. [2.558]
|
|
|
Proverbe 3 | Tsy mahamafy rakitra. [2.415 #2413]
|
Traduction française | Cela ne consolide pas le trésor. [2.415 #2413]
|
Interprétation française | Se disait de grandes dépenses faites pour une personne aimée ou pour un objet convoité. [2.415 #2413]
|
|
|
Proverbe 4 | Zai-damban antitra, ka tsy mila izay rendrarendra, fa ny hahamafy azy ihany. [2.558 #5077]
Zai-damban’ antitra, ka tsy mila izay rendraren-drany, fa izay hahamafy azy no atao. [2.415 #1942, 2.653 #3756]
|
Traduction française | Coutures de vieille : elle ne cherche pas à donner une apparence brillante, mais de la solidité. [2.415 #1942]
|
|
|
Index |
|
|