Index

Proverbes : mahakelikely

Proverbe Mahakelikely fitia ohatra ny vady saro-piaro. [Rinara 1974]

Proverbe Mahakelikely fitia raha tsy misy ny atolotra. [Rinara 1974 #1844]

Proverbe Mahakelikely fitia toa hava-mahantra. [Rinara 1974 #1845]

Proverbe Ny lavitry ny maso mahakelikely fitia fa mampirehareha ny vonona. [Rinara 1974 #3078]

Index