|
|
|
|

Entrée1  atolotra
Radical  2  tolotra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Aroso omena amin' ny tanana: Atolory azy io boky io
Omena am-pahafoizana tanteraka, ary enti-milaza zavatra tsy hita maso Indrindra: Atolotro anao ny fahefana / Natolony azy ny fony [1.1]
Explications en anglais  5  to be presented to someone [1.7]
Explications en français  6  à offrir, ce qu'on offre [1.3]
7  qu'on présente à quelqu'un [1.8]
Exemples  8  Dia atao ny an-doha ley volatsivaky, dia atolotra ny mpandray. [2.48]
9  Na ny tanindrazana izay no misy faritra avela hilibany, na ny fahaleovantena no tsy maintsy ampandeferina eo anatrehany, na ny firaisam-pirenena no atolotra hopotehiny. [2.503]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Tous les mots composés 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot atolotra

Mis à jour le 2025/09/12