Index

Proverbes : kotsakotsa

Proverbe 1Mihazakazaka avy orana: handeha mafy toa maninana ny lanitra, handeha mora kotsakotsa. [2.558]

Proverbe 2Mpantsaka rano tratr' orana : hihazakazaka toa maninana ny lanitra, hidarona kotsakotsa. [2.558 #2604]

Index