Index |
|
|
|
Proverbes : itiavana
|
|
|
Proverbe 1 | Ny lalàna tsy itiavan-kavana ary ny didy tsy ananan-tiana. [2.558 #3067]
|
|
|
Proverbe 2 | Ny maharenin-janaka tsara anao no mavokely tsy miofo, ka hitiavan' ny vadinao anao ambaraka antitra. [2.415 #1312]
|
Traduction française | Parce que que tu as de nombreux enfants, tu es comme une étoffe de couleur rose qui garde l' éclat de sa couleur, et tu seras aimée de ton mari jusque, dans ta vieillesse. [2.415 #1312]
|
Interprétation française | Paroles dites à l'épouse féconde ; les femmes stériles étaient souvent répudiées. [2.415 #1312]
|
|
|
Proverbe 3 | Ny tsy itiavako ny fitatra: intelo aho nofitahiny ihany, inefatra mbamy ny laingany. [2.653]
Ny tsy itiavako ny fitatra : intelo aho nofitahiny ihany, inefatra mbamin' ny laingany. [2.415 #98]
Ny tsy itiavako ny fitatra, intelo aho nofitahiny, inefatra mbamin' ny laingany. [2.558 #3340]
|
Traduction française | Si je n' aime pas le fitatra, tarier à collier, c' est que trois fois il m' a trompé ; quatre fois, si l' on compte son mensonge. [2.415 #98]
|
Interprétation française | Il y a dans ce proverbe un jeu de mots : fitatra oiseau et fitaka tromperie ; de plus il fait allusion à l' influence des couleurs dans l'indication de la destinée ; on appliquait ce proverbe à ceux qui trompaient sans cesse. [2.415 #98]
|
|
|
Index |
|
|