|
|
|
|

Entrée1  miofo
Radical  2 ofo
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 (ho an' ny vorona) Mihintsana ny volo teo aloha ka misolo vaovao indray: Miofo ny fodilahy amin' ny fiandohan' ny fahavaratra.
5 (ho an' ny bibikely): Miova toetra indroa na intelo ambara-pahatongany ho bibikely ary fomba: Miofo tonga angidina ny ondrindrano.
6 Miova volo noho ny asan' ny rano manatsora ny lokon-damba: Aza afangaro amin' ny lamba hafa ity akanjo mena ity fa miofo.
7 Miova loko noho ny hainandro. [1.1]
8 miova loko, mihamatroka, mihavasoka. [1.13]
Explications en anglais  9 to scale off, to cast the skin or lough; to lose its colour, as a garment.. [1.2]
10 to moult; to scale off; to fade (of colors). [1.7]
Explications en français  11 muer, changer de peau, de couleur, se faner. [1.8]
12 décoloré. [1.13]
Exemples  13  miofo, izany hoe miova loko, noho ny hainandro. [2.313#]
14  Akipaho ny nofo, Avereno fa indrana, lamba mora miofo. [1.261#]
Morphologie 
15  Présent :
16  Passé :
17  Futur :
18  Impératif :
Synonymes  19 miofy
Proverbes  20  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02