Entrée fitatra
Partie du discours nom
Définition malgache Karazam-boronkely izay heno maneno vao maraim-be, nahatonga ilay fitenenana hoe "mifoha alohan'ny fitatra", izany hoe mifoha maraina be alohan'ny maneno akoho mihitsy aza. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a bird, a species of warbler. Pratincola sybilla, L. Same as feta, fitapatatra, fitatenona, and tekiteky. [Richardson 1885]
Définition française tarier à collier [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 
Nom scientifique Pratincola sybilla
Synonymes feta ~ fitapatatra ~ fitatenona ~ tekiteky
Citations 

2009/10/18