Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : Iarivo | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Aza manao haingo diso an' Iarivo. [2.558 #507]
Haingo diso an' Iarivo. [2.415 #2428] Haingo diso an' Iarivo : avalony hateza. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | C' est comme la parure qui n' est pas arrivée à temps à Tananarive pour la fête. [2.415 #2428] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Se disait des choses qui arrivent après coup, trop tard. [2.415 #2428] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana : mifoha maraina any an' ala, ka mitsidika andro any Arivo, ka mihilahila any Antongona. [2.415 #3109]
Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana, mifoha maraina any an' ala, ka mitsidika andro any Iarivo, mihilahila any Antongona. [2.558] Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana : mifoha maraina any an-ala, ka | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Cet Andriamasoandro, cet Andriambolana : il se lève de bonne heure dans la forêt, apparaît dans l'Imerina au milieu du jour, et puis penche vers la montagne Antongona. [2.415 #3109] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Marche du soleil. [2.415 #3109] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||