|
|
|
|

Index

Proverbes : hasomparana

Proverbe 1Amboalahy mitsaba-doharano : tsy hetaheta fa hasomparana. [2.558 #167, 2.653 #137]
Amboa mitsaba-doharano: tsy hetaheta fa hasomparana. [2.165]
Voalavolahy nitsaba-doharano : tsy hetaheta, fa hasomparana. [2.653, 2.415]
Traduction françaiseRat qui plonge dans une source : ce n' est pas qu' il ait soif mais il veut troubler l' eau et nuire aux autres. [2.415 #178]
Un chien qui se jette dans une source: ce n' est pas de la soif, c' est de la méchanceté. [2.165]
Interprétation françaiseCe proverbe disait la méchanceté des sorciers et mauvaises gens. [2.415 #178]

Proverbe 2Hady vory faritan-tsy honenana. [1.1]
Hadivory faritan-tsy honenana, zanak’ olona fofoin-tsy ho vady. [2.653 #1002]
Hadivory faritan-tsy honenana, zanak' olona fofoin-tsy ho vady, sao hasomparana. [2.558 #1236]
Interprétation malgacheEnti-milaza famaritan-javatra na toerana tsy an' ny tena akory. [1.1]

Proverbe 3Todian' ny hasomparana, ka mosaren-tenany ihany. [2.558 #4143]
Todin' ny hasomparana, ka mosaren-tsamy irery. [2.415 #2563, 2.974 #459]
Traduction françaiseC' est le châtiment de sa malice : pauvre et solitaire, il est dans la plus grande disette. [2.415 #2563]
Méchant que le malheur atteint à son tour : le voilà seul avec sa disette. [2.974 #459]

Index