Entrée mitsabaka (tsabaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mangarona amin' ny tanana: Nisy nitsabaka ny rano ao an-tsinibe
¶ Miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany, misalovana: Aza mitsabaka ny raharahan-tokantranon' olona [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitsabaka
nitsabaka
hitsabaka
mitsabàha
Citations 

2010/05/14