Entrée loharano (loha, rano)
Partie du discours nom
Définition malgache Rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin' ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin' ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony: Ao anaty lobolobo ao misy loharano
¶ Fototra iandohana, iavian' ny zavatra iray: Andriamanitra no loharanon' ny soa rehetra / Ny fianarana no loharano ipoiran' ny fandrosoana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a spring of water [Hallanger 1973]
Définition française source [Hallanger 1974]
Définition française ¶ loharano fototra: source principale
¶ loharanom-pahazavana mivelatra: source
¶ loharanom-pahazavana mivelatra: source de lumière étendue. [Vocabulaire: Physique] [SLP 1986]
Mots composés, titres, noms 
Exemples ka gaga Andrianampoinimerina raha vao nahita ny loharano tao Manohilahy: [Callet: Tantara, page 606]
Citations 

Entrée Loharano (loha, rano)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Toponymie loha, rano

2017/07/26