Index |
|
|
|
Proverbes : hasiaka
|
|
|
Proverbe 1 | Tsy mety raha sady andriana no miavona, sady ombalahy no hasiaka. [2.415 #484]
Tsy mety raha sady andriana no miavona, sady ombilahy no hasiaka. [2.653 #3482]
Tsy mety raha sady ho andriana no hiavona, sady ombilahy no hasiaka. [2.558 #4672]
|
Traduction française | Qu'un noble soit de plus, orgueilleux et fier, cela ne convient pas ; c' est comme un taureau qui serait méchant. [2.415 #484]
|
Interprétation française | Il suffit de la position sans y ajouter l' orgueil. [2.415 #484]
|
|
|
Index |
|
|