Index |
|
|
|
Proverbes : bainga
|
|
|
Proverbe 1 | Fa bainga tany an-tenantenan-tsolatra angaha, ka raha tsy voapaoky ny rivo-dririnina aza, dia akoan' ny oram-pahavaratra. [2.558 #1048]
|
|
|
Proverbe 2 | Hosy be rano ka mahavery bainga. [2.558 #95]
Hosy be rano ka mahavery ny bainga. [2.165 #1215]
Hosy be rano, mahavery ny bainga. [2.653 #1103]
Lainga tsara lahatra, mahavery rariny, hosy be rano, mahavery bainga. [2.558 #1681]
|
Traduction française | Dans une rizière trop inondée d' eau, les mottes sont cachées. [2.165]
|
Interprétation française | Et il est difficile de les briser, puisqu' on ne les voit pas. L' excès est nuisible en tout. [2.165]
|
|
|
Index |
|
|