Index

Proverbes : ametrahana

Proverbe Ny olo-marina ohatra ny vato lava sorona: izay ametrahana azy mety avokoa. [Cousins 1871]
Ny olo-marina ohatra ny vato lava sorona, ka izay ametrahana azy mety avokoa. [Rinara 1974]
Ny olona marina ohatra ny vato lava sorona, ka izay ametrahana azy marina avokoa. [Houlder 1895]
Traduction française Les gens honnêtes sont comme une pierre longue servant aux sacrifices: on peut la placer n' importe où, elle exerce toujours son influence. [Houlder 1895 #101]

Index