<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 9:9 | And she gave the king an hundred and twenty talents of gold, and of spices great abundance, and precious stones: neither was there any such spice as the queen of |
Ary izy nanome talenta volamena roa-polo amby zato sy zava-manitra sesehena ary vato soa ho an' ny mpanjaka; tsy nisy intsony zava-manitra tahaka ilay nomen' ny mpanjakavavin' i Sheba an' i Solomona mpanjaka. | Talenta volamena valopolo amby zato sy zava-manitra sesehena, ary vato soa no nomeny ny mpanjaka. Tsy nisy zava-manitra be sahala amin' izany nomen' ny mpanjakavavin' i Sabà an' i Salomona izany intsony. | Elle donna au roi cent vingt talents d' or, une grande quantité d' aromates et des pierres précieuses. Les aromates que la reine de |