<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 8:8 | But of their children, who were left after them in the land, whom the children of |
dia ny taranany izay sisa nandimby azy teo amin' ny taniny, fa tsy naringan' ny Isiraely, no nampanaovin' i Solomona fanompoana mandraka androany. | dia ny taranak' ireo, izay nandimby azy nipetraka tamin' ny tany, ka tsy naringan' ny zanak' Israely, no nalain' i Salomona ho mpanao fanompoana, mandrak' androany. | et dont les descendants étaient restés après eux dans le pays sans être exterminés par les |